Mormonisme…
Mormonisme
Nandritra ny fotoana maromaro moa no nifandraisako tamin’namana vitsivitsy manaraka ny fombampivavahana mormon ary tovolahy mazoto sy feno ainga izy ireo. Misionera moa iznay izy ireo, ka dia nahafahana niresaka sy namantatra marina ny momba ny mormonisme iainan’izy ireo. Ny zavatra tsikaritro dia miezaka amin’ny fomba rehetra izy ireo miady hevitra sy mandresy lahatra anao hanaraka ny fivavahany. Ny fombany matetika dia miainga amin’ny fototra iraisana,”stand on the common ground”, zany hoe miainga amin’ny baiboly raha ohatra kristiana ianao, na miainga amin’ny tantaran’ny palestina raha ohatra ka manaraka ny fomba mpivavahana jiosy na ny manodidina izany. Tsy milaza aminao ny tena fampianarana rehetra any ambadika izy ireo fa miezaka amin’ny fomba rehetra hanekenao ny maha mpaminany an’i Joseph smith ary hanekenao ny boky nosoratiny hitovy amin’ny baiboly dia ny bokin’ny mormon.
Ny zavadoza anefa dia tsy mijanona eo akory ny fotopinoana mormon (izay somary afeniny anao hatramin’io stade io), fa misy ireo faminaniana sandoka isankarazany sy fotopinoana doctrine maro hafa izay manaraka avy ato aoriana izay loza indrindra ny iafarany, hany ka tsy ho afaka intosny ianao raha tsy manaiky miverina indray amin’ny fahamarinan’ny Soratra masina na ny baiboly.tsy ary ho voavoaboatrako eto amin’ny ity voalohany ity ny hevidehibe rehetra fa ezahako hovoaboasana eo ihany fa ireto omeko anao ireo pejy izay hahitanao sy hitsaranao hoe mpaminany marina ve i Joseph Smith sa mpisoloky sy mpaminany sandoka
http://www.bdsr.org/mormons.htm
http://www.bible-truth.org/Ldspage.htm
http://www.bibletopics.com/BIBLESTUDY/162.htm
http://www.utlm.org/navtopicalindex.htm
http://www.bible.ca/mormon.htm
http://www.bible.ca/mor-contradictions.htm
Manohitra ny lazainy ny bokin’ny mormona