Archive for the ‘Lahatsoratra’ Category

Fijerena accord guitar appspot google

Tuesday, November 17th, 2009

Fijerena accords raitra:

Cmaj on Standard tuning

Ato indray izao no malaza. Fijerena accord na guitar google apps.  @ izao fotoana manko azo atao nyt mamorona google app mampiasa python na java, ka hebergé gratuitement ao @ google appspot.com izany. Efa misy vitsivitsy ao, ary efa maro  koa no mi heberger any aminy ity application google ity.
Inona moa izany fa ity santionany. Fijerena accords na guitar .
http://all-chords.appspot.com

Chord notes - C E G
Chord found 110 times
Back to search page

Chords at 1 position

Cmaj
string
string
string
string
string
string
Cmaj
string
string
string
string
string
string

………..  sy ny maro hafa koa

Cmaj on Standard tuning:

Ny didin’ny fotoana

Wednesday, May 30th, 2007

Ny didin’ny fotoana

Iza no tsy miaiky sy mitaraina ankehitriny fa tsy ampy ny fotoana, fohy ny androntsika, tsy ampy intsony ny fahafahana manao zavatra iray satria voafetra arapotoana isika olombelona. (more…)

Mioko mafy ilay ratsy

Wednesday, May 30th, 2007

 Dia mahatezitra mihitsy ny mahita ny ataon’ireo mpanohitra an’i Kristy Jesosy, fa dia mitady izao fomba rehetra izao tokoa handrodanana ary hanafoanana tanteraka an’ity “Kristianisma” (ny finoana tena fanarahandia an’i Kristy).

Ary dia mampiasa ny tena fitaovana faran’izay mahomby sy mahery vaika indrindra izy ireo: tsy inona izany fa ny media. Ireo mpanohitra dia mahatsapa tsara fa tsy vahaolana ny fanenjehana, (more…)

Da vinci code…

Wednesday, May 30th, 2007

da vinci

Da Vinci Code

Nalaza be ny tantara Da vinci code izay notontosain’i Ron Howard izay nanokatra ny festival faha 57n’ny Cannes. Ny tantara dia nosoratan’i Dan Brown t@ taona 2003 izay mifototra amin’ireto hevidehibe ireto: (miala tsiny fa @ teny frantsay):

  • Un : Jésus s’est marié avec Marie-Madeleine.
  • Deux : ils ont eu une fille dont la descendance est à l’origine de la lignée mérovingienne des rois de France. (more…)

Mormonisme…

Wednesday, May 30th, 2007

Mormonisme
Nandritra ny fotoana maromaro moa no nifandraisako tamin’namana vitsivitsy manaraka ny fombampivavahana mormon ary tovolahy mazoto sy feno ainga izy ireo. Misionera moa iznay izy ireo, ka dia nahafahana niresaka sy namantatra marina ny momba ny mormonisme iainan’izy ireo. Ny zavatra tsikaritro dia miezaka amin’ny fomba rehetra izy ireo miady hevitra sy mandresy lahatra anao hanaraka ny fivavahany. (more…)