February 3rd, 2009
Mampalahelo tokoa ny mahita ny fahafatesan’olona maro (efa ho anjatony) sy ireo very fananana vokatr’ity korontana misy eto Madagasikara ity. Eny rey olona, fa tsy horohorontany, tsy hetraketraky ny natiora, tsy dorotanety na rivodoza no mandripaka eto, fa dia ny fahotan’ny olona ihany.
Isika ihany no manary ny aintsika anie. Manimba, mandoro, mamono.
Dia hono hoy aho, inona no tombotsoa azo @ zao korontana rehetra miseho izao?
Ny vakitrano sy ny halatra isankarazany? Mitondra inona? Harena kely voatsirambin’ny tànana ve. Nefa ireny ve de atakalo ny aina ?
Io fahotana kely io, io fitiavan-karena io, io ve dia atakalo ny aina sy ny hoavy mandrakizay ny fanahy?
Vakio eto ny tohiny… »
Sokajy Uncategorized | Asio valinkafatra »
January 6th, 2009
Inty eto lahatsoratra kely nahafinaritra ahy, somary nandaniako fotoana kely nadika, ho an’ireo izay tsy dia mahavoa anglisy loatra.
Nalaiko avy tato(http://www.desiringgod.org/Blog/1574_Swords_Are_for_Killing/). Mankafiza ary
Les épées sont faites pour tuer Posted: 05 Jan 2009 06:38 AM CST
(Auteur: John Piper)
Dans le nouveau testament les épées n’étaient pas faites pour creuser, raser, ou tailler. Elles étaient faites pour tuer.
La seule raison Peter a découpé l’oreille de Malchus’ c’était parce qu’il a manqué à sa cible (John 18 : 10).
Mais Herode, lui il n’a pas manqué son coup " Il a tué James le frère de John avec l’épee" ; (Actes 12:2).
Beaucoup de saints ont senti dans leur vie la force de l’épée: «Ils ont été lapidés, ils ont été sciés en deux, ils ont été tués par l’épée" (Hébreux 11:37). Ça a toujours été comme ça et le restera toujours: "Si quelqu’un doit être tué par l’épée, avec l’épée il doit être tué" (Apocalypse 13:10).
Vakio eto ny tohiny… »
Sokajy Uncategorized | Asio valinkafatra »
December 23rd, 2008
Teny 2 manafaka ny olanao. Sendra mba hitako tany ho any ity video ity dia mba nozaraiko koa fa mahafinaritra.
Tsy fantatro na efa mandroso be ny counseling sy ny psychanalyse any Madagasikara fa raha any @ tany mandroso dia tena miroborobo be mihitsy io zavatra io. Ny antony moa dia noho ny hasarotry ny fianana andro aman’alina, ary eo koa ny fananan’ny olona moyen hanatsarany ny toepiainany.
Vakio eto ny tohiny… »
Sokajy Uncategorized | Asio valinkafatra »
December 16th, 2008

Un site de lexique, morphologie, dictionnaire mis en place par le CNRS
Créé en 2005 par le CNRS, le CNRTL fédère au sein d’un portail unique, un ensemble de ressources linguistiques informatisées et d’outils de traitement de la langue.
Le CNRTL intègre le recensement, la documentation (métadonnées), la normalisation, l’archivage, l’enrichissement et la diffusion des ressources.
La pérennité du service et des données est garantie par l’adossement à l’UMR ATILF (CNRS – Nancy Université), le soutien du CNRS ainsi que l’intégration dans le projet d’infrastructure européenne CLARIN.
Dictionnaire CNRT: exemple définition de PAUPÉRISME
Sokajy Uncategorized | Asio valinkafatra »
December 15th, 2008
Ato aby no fakana logiciels madinidinika gratos, dia mazotoa e
UtilityGeek.com - Anti-spyware
libellules.ch
filehippo
Sokajy Uncategorized | Asio valinkafatra »