February 23rd, 2008
Lév 11.1-12.8
ato no voatanisa ireo sakafo fady ho an’ny jiosy, indrindra moa fa tsy azo kasihina mihitsy izy ireny. Anisan’izany ny katsatsaka sy ny tarondro (tanalahy). Ao ihany koa ny voalavo sy ny totozy. Io angamba no tena aro tsara indrindra @ peste.
Maloto ny vehivavy avy miteraka mandritra ny fito andro aorian’ny andro iterahany
Ps 38
Car mes iniquités s’élèvent au-dessus de ma tête; Comme un lourd fardeau, elles sont trop pesantes pour moi….Ne m’abandonne pas, Eternel! Mon Dieu, ne t’éloigne pas de moi! Viens en hâte à mon secours, Seigneur, mon salut!
Vakio eto ny tohiny… »
Sokajy Uncategorized | Valinkafatra 1 »
January 23rd, 2008
Voici un autre site qui permet des lectures quotidiennes de la parole de Dieu ainsi que des commentaires et exhortation suite à la lecture. Je vous souhaite une bonne journée, après avoir puisé la force dans les Saintes Ecritures
N.Revi
epienligne.com - La note du jour
Sokajy Uncategorized | Asio valinkafatra »
January 12th, 2008
Ity site ity de mamadika na mandika mot-à-mot arabakiteny ny hebreo ho unicode famakiana academika ny teny. Ho an’izay mianatra hebreo dia tena mahasoa tokoa ity. Misaotra an’ingahy Waxman fa tena tsara ny toy izao, irariana mba tsy ho faty ilay site aorianariana kely ao.
Transliterate
Sokajy Uncategorized | Asio valinkafatra »