Ny fahotana…
Tuesday, May 29th, 2007Ny fahotana:
Tsy dia nanana fotoana loatra aho hanome ny references rehetra ao @ baiboly fa ireto no famintinana azoko omena momba ny fahotana.
- Famaritana =FINIAVANA (volontairement) - (pesh‛)fandikàna ny didin’Andriamanitra (désobeissance et transgression), Fihantsiana an’Andriamanitra @ tsy fankatoavana ny teniny, fanaovana ny ratsy (evil), fiviliana miala @ làlana mahitsy (ḥaṭṭā’th), fandikàna ny tenin’Andriamanitra misy endrika etraketraka sy faharatsiana (violence sy injustice) @ olona IJaona 5:17, IJaona 3:4 Izay rehetra manota no mandika ny lalana; fa ny ota no fandikana ny lalàna.
- Fepetra mampisy ny fahotana: didin’Andriamanitra na fitsipika napetrak’Andriamanitra mazava + fanaovana acte mandika an’zany, na ny mifanohitra @izay: ny tsy fanaovana zavatra nampanaovin’Andriamanitra efa voafaritra mazava. Didin’Andriamanitra =Baiboly. Ezekiela 20:11 Dia nomeko azy ny didiko, ary nampahafantariko azy ny fitsipiko, izay mahavelona ny olona manaraka izany. (more…)